Mg

MG

Madagascar

island nation off the coast of Southeast Africa, in the Indian Ocean

MG
https://12r.uk/mg/

Fiteny malagasy

Ny fiteny malagasy dia tenim-pirenen’ny Repoblikan’i Madagasikara. Ny teny malagasy dia ao amin’ny fianankavian-tenin’ny teny barito (ao amin’ny teny aostronezianina). Any Banjarmasin, nosin’i Kalimantan (Indonezia) no foiben’ny fiteny barito. Ny teny akaikikaikin’ny teny malagasy ankehitriny dia ny fiteny maaniany. Misy koa ny fiteny samihima sy ny fiteny dosona deiaha sns. Ny fiteny malay izao no teny miasa eo amin’io nosy io. Araka ny antontanisan’ny Akademia malagasy dia ny 83,61% dia tsy miteny afatsy ny teny malagasy.

https://mg.m.wikipedia.org/wiki/Fiteny_malagasy